Overblog
Suivre ce blog Administration + Créer mon blog

Volan-tangena

Publié le 17 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

– Eny ary e ! aleo aminizay andro izay ary ! Sady misy hiomanana tsara amin’io. Io no adihevitra farany tapak’ireto fianakaviana roa tonta. Hotanterahina ny volana jolay ho avy izao ny raharahan’i Andry sy Saholy. Tsindrian-daona sy dodona ery ireto farany,...

Lire la suite

Publié le 16 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

Lire la suite

Publié le 16 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

Lire la suite

Publié le 16 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

Lire la suite

Gasy ankehitriny

Publié le 5 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

Ianao mantsy ilay sahy manora-tena Ho tena Malagasy mirehaka miteny Ho Malagasy ray sy reny Fa angaha moa toa anao daholo ireny ? Miteny ho’aho ianao «Tsiparifary sy akotry No manemitra mandrafitra Izato teny hafa rafitra Tsy tsotra tsy mivadi-drafitra...

Lire la suite

Ny teny

Publié le 5 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

Raha toa ka alahelo no ahafahako manaingo anao ry teny izay lalaiko Dia aleko alahelo foana Haratra fo hitomany fe mandavan-taona Hahatsapan'ny maro sy ireo vahiny izay mandalo Fa sarobidy tokoa ny loharano soa tovozina avy aminao MANATSIALA

Lire la suite

Ny poetako

Publié le 5 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

Tsia, tsy tontolo hafa akory no hitoeran’ny Poeta nefa sarotra aminao ny manakatra ny zavatra raiketiny ao anaty izay kajiany tsy ho faty Satria ny hany mba talentany tsy naleviny aman-tany nokoloiny hatrany tsy ho very, tsy ho lany Tsia, tsy adala mihitsy...

Lire la suite

Ely

Publié le 4 Octobre 2012 par RANAIVOSON Manatsiala

Vare ilako teny ny anambara aminao ny redareda ombieny mandoro ahy amin’izao. Ireto molotro akaton-tsakodiavatra mihitsy, tsy atolotro hiorakoraka hafatra. Tereko tsotr’izao tsy hanimboraka ho anao na fotsiny aza feo. F’ity masoko mipitra miantso mafy,...

Lire la suite